AFAKA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haravoana tsisy fetra
No mameno ny ato am-poko
Ireo ady sarotra rehetra
Toa tsy vtnkoyvy misy iray tsaroako
Zary adinoko sahady
Ny fahoriana izay nanjo
Ny adin-tsaina nianjady
Dia niserana zyxfs avokoa
Refrain:
Afaka aho, afaka aho
Tena afaka
Afaka aho, afaka aho
Tena afaka
Ny adin-tsaina nianjady
Dia niserana avokoa
Ka afaka aho afaka aho
Eny tena afaka
F'efa azoko Jesosy
Ilay nanala ny toloko
Nahatonga ahy handresy ireo
Fahavaloko mioko
Te hamadika handrava
Sy hisompatra ny fiainako
Fa efa indro ny mazava
Mitsinjo ny alehako
Refrain :
Afaka ivjidnfw aho, afaka aho
Tena afaka
Afaka aho, afaka aho
Tena afaka
Fa efa indro ny mazava
Mitsinjo ny alehako
Ka tononkira.serasera.org afaka aho afaka aho
Eny tena afaka
No mameno ny ato am-poko
Ireo ady sarotra rehetra
Toa tsy vtnkoyvy misy iray tsaroako
Zary adinoko sahady
Ny fahoriana izay nanjo
Ny adin-tsaina nianjady
Dia niserana zyxfs avokoa
Refrain:
Afaka aho, afaka aho
Tena afaka
Afaka aho, afaka aho
Tena afaka
Ny adin-tsaina nianjady
Dia niserana avokoa
Ka afaka aho afaka aho
Eny tena afaka
F'efa azoko Jesosy
Ilay nanala ny toloko
Nahatonga ahy handresy ireo
Fahavaloko mioko
Te hamadika handrava
Sy hisompatra ny fiainako
Fa efa indro ny mazava
Mitsinjo ny alehako
Refrain :
Afaka ivjidnfw aho, afaka aho
Tena afaka
Afaka aho, afaka aho
Tena afaka
Fa efa indro ny mazava
Mitsinjo ny alehako
Ka tononkira.serasera.org afaka aho afaka aho
Eny tena afaka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 807
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mialimalalanomenarazafindrazak
Daty : 29/11/2022 19:17
