HASAMBARAKO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho hay adinoina ny fitiavanao
Tsy ho hay ho soloina ny Anaranao
Tsy ho hay tanisaina ny hasoavanao
Sy ireo fambombana avy taminao
Refrain:
Sambatra ny foko manana anao
Manala ireo toloko tononkira.serasera.org manome hery vao
Ka tsy ho adinoiko ny fitiavanao
Ianao no hitokiako sy fiainako
Tsy ho hay tanisaina izay nijalianao
Mba hisolo anay wiybemj na dia tsy mendrika
Niaretanao ny mafy mba ho vonjy ho krlmxvg anay
Ny ranao no nomenao mwlx hanadio anay
Tsy ho hay ho soloina ny Anaranao
Tsy ho hay tanisaina ny hasoavanao
Sy ireo fambombana avy taminao
Refrain:
Sambatra ny foko manana anao
Manala ireo toloko tononkira.serasera.org manome hery vao
Ka tsy ho adinoiko ny fitiavanao
Ianao no hitokiako sy fiainako
Tsy ho hay tanisaina izay nijalianao
Mba hisolo anay wiybemj na dia tsy mendrika
Niaretanao ny mafy mba ho vonjy ho krlmxvg anay
Ny ranao no nomenao mwlx hanadio anay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 888
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mialimalalanomenarazafindrazak
Daty : 29/11/2022 19:15
