RY FANAHY MASINA MAHERY (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

Ry fanahy masina mahery
Mpanazava iraky ny Ray tsitoha
Hamasinonao hampaherezo
Ny fanahiko hazavao

Ref:
Omeo ahy anio
Fo madio tokoa
HanarakaTsiky dia ampy ny sitraponao
Ny fahasoavanao no harotsay
Tompo Andriamanitro

Arovy aho amin'
Ny fakam-panahy
Mitarika
Manintona ahy
Mila ho resy aho mila ho lavo
Tano aho hanoa Anao

Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna
Mpamaky : 111
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : mialimalalanomenarazafindrazak
Tamin'ny : 31/05/2022 13:14:34
ID : 14274

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo