ZIONA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hiranao aok'hanako ry Ziona ô!
Fa teraka ny Tomponao
Ny antemanao ry tanàna izay maminay
No hanenika izao tany izao

Refrain:
Lazao fa efa iojsktj teraka ao
Imanoela mpanjakanao
Ry Ziona! Ny lanitra sy ny krfe tany
No hifaly hiaraka aminao
Ry Zionanay ô!
Ny antemanao ry tanàna izay ndyvarcd maminay
No hanenika izao tononkira.serasera.org tany izao

Edena simba e,efa havaozina aminao
Ingao anio ny hiranao
Ny antemanao ry tanàna izay maminay
No hanenika izao tany izao

Refrain:
Lazao fa efa teraka ao...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.033