Kristy Jesosy no antony ahavelomako (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Velona mandrakizayNy Tompo Jesosiko
Na dia maty sy nijaly
Noho ny otako
Feno fisandratana
Manome fiadanana
Feno famindram-po sy fitiavana
Refrain:
Kristy no fiainako
Antony ahavelomako
Manda fiarovako sy heriko
Jesosy tsy mba mandao
Fa miaraka amiko
Ny hanao ny asany no mamiko
Izay rehetra mino Azy
Manana fiainana
Famelàna heloka no hiainana
Ka ny rà-Ny latsaka
Mba ho fanadiovana
Izany indrindra re no fahasoavana
Refrain :
Kristy no fiainako......
Ny Fanahy Masina
Midina mameno fo
No mirari-dalana
Mampahery koa
Miaro sy mitazona
Ho tamana eo Aminy
Ary koa mitaiza ny fiangonany
Refrain:
(Kristy no fiainako...)×2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 522
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mialimalalanomenarazafindrazak
Daty : 25/08/2022 14:57