MITSOFA ANJOMARA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsofa anjomara tononkira.serasera.org  avo feo ianareo
Mitsofa anjomara ethng mba hanakoako
Miantsoa fahafahana ho an'ny rehetra
Miantsoa ho ren'ny tany
Dia aza mijinja sqnlk zay tsy mba nafafy
Fa mamafaza ianareo mba hamoa
Ilay tenin'ny Tompo no hafafazo
Mba hiotazana voa

Dia amin'ny andro ifzaths fanavotana
No hitsofanareo anjomara
Eran'ny taninareo.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0315