TSY MBA MISY ATAHORAKO ETŸ (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY MBA MISY ATAHORAKO ETY
Tsy mba misy atahorako ety
Na gufqtwf sarotra aza izany lalako
Fa dia kqhfvbm hangina aho tsy hanahy
Jesosy re no fiarovako
Refrain:
Ka na otad rivotra hifofo
Na alon-drano re ho tonga
Tsy hatahotra aho satria
Jesosy dia miaro ahy
Ka ny tononkira.serasera.org eso tsy ahoako
Ny latsa re de ho zakaiko
Ny Anaranao dia ho toriako
Izany tsy hampihemotra ahy
Tsy mba misy atahorako ety
Na mafy aza izany adiko
Fa vonona aho ny hisedra izany
F'ilay Tsitoha no hialofako
Refrain :
Ka na rivotra hifofo....
Tsy mba misy atahorako ety
Na gufqtwf sarotra aza izany lalako
Fa dia kqhfvbm hangina aho tsy hanahy
Jesosy re no fiarovako
Refrain:
Ka na otad rivotra hifofo
Na alon-drano re ho tonga
Tsy hatahotra aho satria
Jesosy dia miaro ahy
Ka ny tononkira.serasera.org eso tsy ahoako
Ny latsa re de ho zakaiko
Ny Anaranao dia ho toriako
Izany tsy hampihemotra ahy
Tsy mba misy atahorako ety
Na mafy aza izany adiko
Fa vonona aho ny hisedra izany
F'ilay Tsitoha no hialofako
Refrain :
Ka na rivotra hifofo....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaHits : 799
Likes : 1 Like
Created by : mialimalalanomenarazafindrazak
Date : 31/08/2022 17:05
