KRISTY NO TORINAY (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Andriananahary ô! Misaotra Anao izahay
Satria notoloranao fahasoavan-dehibe
De ny ahafaha-mankakaza ny Anaranao
Sy mbola hanompoanay ny Tompo lehibe
Refrain:
Ravoravo re mxkmvzeh ny fonay fa natsanganao
Ity fikambanan'ny tanoran'ny fiangonanao
Koa raiso ka ny tarigetra izay atolotrao ho anay
Dia Kristy no torianay tononkira.serasera.org na aiza misy anay
Fanahy masina ô! Tsinjovy re pfxjnkz ny dianay
Mba tsy hiova fa hahitsy re ny lalanay
Satria mantsy dia marefo izato nofonay
Ka dia zolzhf mila hatrany anao hitarika anay
Refrain:
Ravoravo....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 811
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mialimalalanomenarazafindrazak
Daty : 25/08/2022 20:15