ZIONA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny rjmhel hiranao aok'hanako ry Ziona ô!
Fa teraka ny Tomponao
Ny antemanao ry tanàna izay maminay
No hanenika izao tany izao
Refrain:
Lazao fa efa teraka ao
Imanoela mpanjakanao
Ry Ziona! Ny tononkira.serasera.org lanitra sy ny tany slgmwiyg
No hifaly hiaraka aminao
Ry Zionanay ô!
Ny antemanao ry tanàna izay maminay
No hanenika izao tany izao
Edena nnjerp simba e,efa havaozina aminao
Ingao anio ny hiranao
Ny antemanao ry tanàna izay maminay
No hanenika izao tany izao
Refrain:
Lazao fa efa teraka ao...
Fa teraka ny Tomponao
Ny antemanao ry tanàna izay maminay
No hanenika izao tany izao
Refrain:
Lazao fa efa teraka ao
Imanoela mpanjakanao
Ry Ziona! Ny tononkira.serasera.org lanitra sy ny tany slgmwiyg
No hifaly hiaraka aminao
Ry Zionanay ô!
Ny antemanao ry tanàna izay maminay
No hanenika izao tany izao
Edena nnjerp simba e,efa havaozina aminao
Ingao anio ny hiranao
Ny antemanao ry tanàna izay maminay
No hanenika izao tany izao
Refrain:
Lazao fa efa teraka ao...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaHits : 689
Likes : 0 Like
Created by : mialimalalanomenarazafindrazak
Date : 02/12/2022 19:39
