RAISO AHO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo Malala ô,inty ny zanakao
Miantso mitalaho Aminao noho ny ota natao ×2

Refrain:
Raiso ho pmhi Anao
Tompo fa tononkira.serasera.org vonona aho
Ny andro sisako rehetra
Hatokako tsy misy fetra
Hanefako ireo anjarako
Dia ireo izay Sitrakao

Miondrika, manetri-tena izahay
Mahatsiaro pelyns uaead ny hadalàna ka mifona Ray ×2

Refrain :
Raiso ho anao.....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0336