Vavaka ihany (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maforay, maforaiñy eÑe zanak'olombelo ×2
Mijaly e! Ô mijaly e
Da marary e ny zanak'olombelo ô ×4
Jesosy iraika avao rô lahy e
Ne mpanasitra ñaretenao
Na inona ny enta-mavesatrao
Da ento amin'azy Jesosy avao
Mijaly ñy aina e, maforaiñy ñy aina e
Da ino no atao
Mivavaha, da mivavaha
Mandiana am-piangona
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 226
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Alisoanarianja
Daty : 10/11/2023 12:06