Vavaka ihany (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maforay, maforaiñy e
Ñe zanak'olombelo ×2

Mijaly e! Ô mijaly e
Da marary e ny zanak'olombelo ô ×4

Jesosy iraika avao rô lahy e
Ne mpanasitra ñaretenao
Na inona ny enta-mavesatrao
Da ento amin'azy Jesosy avao

Mijaly ñy aina e, maforaiñy ñy aina e
Da ino no atao
Mivavaha, da mivavaha
Mandiana am-piangona
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0765