Vavaka ihany (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maforay, maforaiñy eÑe zanak'olombelo ×2
Mijaly e! Ô mijaly e
Da marary e ny zanak'olombelo ô ×4
Jesosy iraika avao rô lahy e
Ne mpanasitra ñaretenao
Na inona ny enta-mavesatrao
Da ento amin'azy Jesosy avao
Mijaly ñy aina e, maforaiñy ñy aina e
Da ino no atao
Mivavaha, da mivavaha
Mandiana am-piangona
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaHits : 228
Likes : 1 Like
Created by : Alisoanarianja
Date : 10/11/2023 12:06