TONGA INDRAY RE (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga indray re!
Tonga indray ilay nandrasana ela
Faly isika e!
Indro teraka Imanoela
Ka mihoby sy manandratra ny fiderana
Venteso mafy hgol ny fankalazàna
Hoe chblpyg haleloia hosana
Jesosy mpamonjy no teraka anio
Hamonjy ny very ary koa hanadio
Nofoanana ny aizina be fahotana
Indro fa miposaka ny hazavana mamiratra jcpgenrp tsara sy mahafinaritra soa
Ka sambatra isika eny sambatra isika e
Fa indro ny Tompo tsitoha tononkira.serasera.org
Tonga indray ilay nandrasana ela
Faly isika e!
Indro teraka Imanoela
Ka mihoby sy manandratra ny fiderana
Venteso mafy hgol ny fankalazàna
Hoe chblpyg haleloia hosana
Jesosy mpamonjy no teraka anio
Hamonjy ny very ary koa hanadio
Nofoanana ny aizina be fahotana
Indro fa miposaka ny hazavana mamiratra jcpgenrp tsara sy mahafinaritra soa
Ka sambatra isika eny sambatra isika e
Fa indro ny Tompo tsitoha tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 675
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mialimalalanomenarazafindrazak
Daty : 02/12/2022 19:30
