TONGA INDRAY RE (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga indray re!
Tonga indray mvasiijb ilay nandrasana ela
Faly isika e!
Indro teraka Imanoela
Ka mihoby sy manandratra ny fiderana
Venteso mafy ny fankalazàna
Hoe haleloia hosana

Jesosy mpamonjy no teraka anio
Hamonjy ny very kgdtkv ary koa hanadio
Nofoanana ny aizina be fahotana
Indro fa miposaka ny hazavana mamiratra tsara sy mahafinaritra soa
Ka rwppbd sambatra isika eny sambatra isika e
Fa indro ny Tompo tsitoha tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0652