TONGA INDRAY RE (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga indray re!
Tonga indray ilay nandrasana ela
Faly isika e!
Indro teraka Imanoela
Ka mihoby sy manandratra ny fiderana
Venteso mafy ny fankalazàna
Hoe fcsyyiu haleloia hosana

Jesosy mpamonjy no teraka anio
Hamonjy ny very ary koa hanadio
Nofoanana ny aizina be fahotana
Indro fa miposaka ny hazavana tononkira.serasera.org oavv mamiratra tsara sy mahafinaritra pamohnh soa
Ka sambatra isika eny sambatra isika e
Fa indro ny Tompo tsitoha

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297