Soa ihany (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fotoana ela izay no nandao izaho
Tsy hita intsony tao antranonao Ray
Nihevitra ny amiko naihevitra ny asako
Nihevitra ziay fiainako
Dia nokarohiko ireo tononkira.serasera.org zay nahasoa
Izay rehetra azoko atao ka
Niamboho anao Kristy nandeha naniasia
Hay mbola misy ilay mpananatra
Refrain :
Soa ihany Ianao Ray nitady ahy
Nampahiratra ny masoko
Soa ihany Ianao fa niteny ahy
Izao mamiratra ny androko
Izao maraina izao indro aho miantso sxkfww Anao
Namisavisa izay teo aloha hzeadj ka
Dia tsapako avy eo hitako reko feo
Ny fiovana tao anatiko
Refrain iveog
Soa ihany Ianao Ray nitady ahy....
Tsy hita intsony tao antranonao Ray
Nihevitra ny amiko naihevitra ny asako
Nihevitra ziay fiainako
Dia nokarohiko ireo tononkira.serasera.org zay nahasoa
Izay rehetra azoko atao ka
Niamboho anao Kristy nandeha naniasia
Hay mbola misy ilay mpananatra
Refrain :
Soa ihany Ianao Ray nitady ahy
Nampahiratra ny masoko
Soa ihany Ianao fa niteny ahy
Izao mamiratra ny androko
Izao maraina izao indro aho miantso sxkfww Anao
Namisavisa izay teo aloha hzeadj ka
Dia tsapako avy eo hitako reko feo
Ny fiovana tao anatiko
Refrain iveog
Soa ihany Ianao Ray nitady ahy....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaHits : 260
Likes : 0 Like
Created by : Alisoanarianja
Date : 15/06/2025 15:12
