Soa ihany (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fotoana ela izay no nandao izaho
Tsy hita intsony tao antranonao Ray
Nihevitra ny amiko naihevitra tyefc ny asako
Nihevitra ziay fiainako
Dia nokarohiko ireo zay nahasoa
Izay rehetra azoko atao ka
Niamboho anao Kristy nandeha naniasia
Hay mbola misy ilay mpananatra
Refrain :
Soa ihany Ianao Ray zqcref nitady ahy
Nampahiratra ny masoko
Soa ihany Ianao fa niteny ahy
Izao mamiratra ny androko
Izao maraina izao indro aho miantso Anao
Namisavisa izay teo aloha ka
Dia tsapako avy eo hitako reko feo
Ny fiovana taxekuk tao tononkira.serasera.org anatiko
Refrain
Soa ihany Ianao Ray nitady ahy....
Tsy hita intsony tao antranonao Ray
Nihevitra ny amiko naihevitra tyefc ny asako
Nihevitra ziay fiainako
Dia nokarohiko ireo zay nahasoa
Izay rehetra azoko atao ka
Niamboho anao Kristy nandeha naniasia
Hay mbola misy ilay mpananatra
Refrain :
Soa ihany Ianao Ray zqcref nitady ahy
Nampahiratra ny masoko
Soa ihany Ianao fa niteny ahy
Izao mamiratra ny androko
Izao maraina izao indro aho miantso Anao
Namisavisa izay teo aloha ka
Dia tsapako avy eo hitako reko feo
Ny fiovana taxekuk tao tononkira.serasera.org anatiko
Refrain
Soa ihany Ianao Ray nitady ahy....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaHits : 387
Likes : 0 Like
Created by : Alisoanarianja
Date : 15/06/2025 15:12
