Soa ihany (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fotoana ela rmdwxn izay no nandao izaho
Tsy hita intsony tao antranonao Ray
Nihevitra ny amiko naihevitra ny asako
Nihevitra ziay fiainako
Dia nokarohiko ireo zay nahasoa
Izay rehetra azoko atao ka
Niamboho anao Kristy nandeha naniasia
Hay mbola qjvloswz misy ilay mpananatra

Refrain :
Soa ihany Ianao Ray nitady ahy
Nampahiratra ny masoko
Soa ihany Ianao fa niteny ahy
Izao wlef mamiratra ny androko

Izao maraina izao indro aho miantso Anao
Namisavisa izay teo aloha ka
Dia tsapako avy eo hitako reko feo
Ny fiovana tao anatiko

Refrain
Soa ihany tononkira.serasera.org Ianao Ray nitady ahy....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0704