NY FITIAVANAO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niaritra nizaka fahoriana
Nitondra ilay hazo fijaliana
Natolotrao ny tenanao mba ho anay
Ny ranao soa no nanadio anay
Fitiavana tsy misy toy izany
Misaotra Anao ry Ray andanitra any
Ny Zanakao Jesoa ilay nirahinao
Ho avotra ho an'ny olonao
1- Atolotray ny fonay ho Anao
Hitondra koa ny fahorianao
jyjztw Nafoinao Jesoa bxwxszq ilay rànao
Tsy mendrika aho nefa tianao
2- Tsy hgvmpd mendrika aho mba hamindrao fo
tononkira.serasera.org Ny rànao soa no hamelona ahy
Hiadana aho ry Jesoa Tompoko
Satria Ianao fitiavako
Nitondra ilay hazo fijaliana
Natolotrao ny tenanao mba ho anay
Ny ranao soa no nanadio anay
Fitiavana tsy misy toy izany
Misaotra Anao ry Ray andanitra any
Ny Zanakao Jesoa ilay nirahinao
Ho avotra ho an'ny olonao
1- Atolotray ny fonay ho Anao
Hitondra koa ny fahorianao
jyjztw Nafoinao Jesoa bxwxszq ilay rànao
Tsy mendrika aho nefa tianao
2- Tsy hgvmpd mendrika aho mba hamindrao fo
tononkira.serasera.org Ny rànao soa no hamelona ahy
Hiadana aho ry Jesoa Tompoko
Satria Ianao fitiavako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 683
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Alisoanarianja
Daty : 09/03/2024 07:04
