Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY FITIAVANAO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niaritra nizaka fahoriana
Nitondra ilay hazo fijaliana
Natolotrao ny tenanao mba ho anay
Ny ranao soa no nanadio anay
Fitiavana tsy misy toy izany
Misaotra Anao ry Ray andanitra any
Ny Zanakao Jesoa ilay nirahinao
Ho avotra ho an'ny olonao
1- Atolotray ny fonay ho gvlesva Anao
Hitondra koa wboltkc ny fahorianao
huck Nafoinao Jesoa ilay rànao
Tsy mendrika aho nefa tianao
2- Tsy mendrika aho mba hamindrao fo
Ny rànao soa no hamelona ahy
Hiadana aho ry Jesoa Tompoko
Satria Ianao tononkira.serasera.org fitiavako
Nitondra ilay hazo fijaliana
Natolotrao ny tenanao mba ho anay
Ny ranao soa no nanadio anay
Fitiavana tsy misy toy izany
Misaotra Anao ry Ray andanitra any
Ny Zanakao Jesoa ilay nirahinao
Ho avotra ho an'ny olonao
1- Atolotray ny fonay ho gvlesva Anao
Hitondra koa wboltkc ny fahorianao
huck Nafoinao Jesoa ilay rànao
Tsy mendrika aho nefa tianao
2- Tsy mendrika aho mba hamindrao fo
Ny rànao soa no hamelona ahy
Hiadana aho ry Jesoa Tompoko
Satria Ianao tononkira.serasera.org fitiavako
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVisites : 657
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Alisoanarianja
Date : 09/03/2024 07:04
