NY FITIAVANAO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niaritra nizaka fahoriana
Nitondra ilay hazo fijaliana
Natolotrao ny tenanao mba gzajakx ho anay
Ny ranao soa no nanadio anay
Fitiavana tsy tononkira.serasera.org misy toy izany
Misaotra Anao ry Ray andanitra any
Ny Zanakao Jesoa ilay nirahinao
Ho avotra ho an'ny olonao

1- zktsx Atolotray ny fonay ho Anao
   fuaahn   Hitondra koa ny fahorianao
     Nafoinao Jesoa ilay rànao
     Tsy mendrika aho nefa tianao

2- Tsy mendrika aho mba hamindrao fo
     Ny rànao soa no hamelona ahy
     Hiadana aho ry Jesoa Tompoko
     Satria Ianao fitiavako

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0339