Ny eo anilanao (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Novangianao ny fanahiko
Aim-baovao no natolotrao
Izay rehetra ahy dia zstdk omeko Anao
Mba ho mpanomponao

2- Izao rehetra izao mankalaza Anao
Fa lehibe ny voninahitrao
Masina Ianao ry Andriamanitro
Tsitoha ny herinao

Ref: Ny eo uwmgpu anilanao no mamiko
Tena sambatra aho wwkxu fa eo Ianao
Jeso tononkira.serasera.org Tompoko mpanavotro
Ato ampoko Ianao mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna
Vangy : 589
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Alisoanarianja
Daty : 17/05/2025 12:32
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297