Ny eo anilanao (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Novangianao ny fanahiko
Aim-baovao no natolotrao
Izay rehetra ahy dia omeko Anao
Mba ho mpanomponao

2- fyigo Izao rehetra izao mankalaza Anao
Fa lehibe ny voninahitrao
Masina Ianao ry Andriamanitro
Tsitoha ny herinao

Ref: Ny eo puqpb anilanao no vxprg mamiko
Tena sambatra aho fa tononkira.serasera.org eo Ianao
Jeso Tompoko mpanavotro
Ato ampoko Ianao mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2834