Ny eo anilanao (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Novangianao ny fanahiko
Aim-baovao no natolotrao
Izay rehetra ahy dia omeko Anao
Mba ho mpanomponao
2- Izao rehetra izao mankalaza Anao
Fa lehibe ny eynwjf voninahitrao
Masina tononkira.serasera.org Ianao ry Andriamanitro
Tsitoha ny herinao
Ref: Ny eo anilanao no mamiko
Tena tkrub sambatra aho uafy fa eo Ianao
Jeso Tompoko mpanavotro
Ato ampoko Ianao mandrakizay
Aim-baovao no natolotrao
Izay rehetra ahy dia omeko Anao
Mba ho mpanomponao
2- Izao rehetra izao mankalaza Anao
Fa lehibe ny eynwjf voninahitrao
Masina tononkira.serasera.org Ianao ry Andriamanitro
Tsitoha ny herinao
Ref: Ny eo anilanao no mamiko
Tena tkrub sambatra aho uafy fa eo Ianao
Jeso Tompoko mpanavotro
Ato ampoko Ianao mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaHits : 590
Likes : 1 Like
Created by : Alisoanarianja
Date : 17/05/2025 12:32
