MPAMONJY TIA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy Tompoko ilay thwityiv mpanavotro
Be ny fahoriana izay niaretanao
Ny tononkira.serasera.org hazo fijaliana dia manambara
Ny fitiavanao ka misaotra Anao izao
Maniry aho Jesoa ny ho toa Anao
Ampianaro ahy ilay fitiavanao
Fitia tsisy fetra ho an'ny rehetra
Tsy manavaka sady tia ny namana
Fahasoavan-dehibe no natolotrao
Tsy ho sghvcqc very ny fanahy nohafahanao
Ka hiaraka handova ilay paradisa
Dia ho sambatra eo anilan'ilay Ray
Amen×8 tmcqs
Be ny fahoriana izay niaretanao
Ny tononkira.serasera.org hazo fijaliana dia manambara
Ny fitiavanao ka misaotra Anao izao
Maniry aho Jesoa ny ho toa Anao
Ampianaro ahy ilay fitiavanao
Fitia tsisy fetra ho an'ny rehetra
Tsy manavaka sady tia ny namana
Fahasoavan-dehibe no natolotrao
Tsy ho sghvcqc very ny fanahy nohafahanao
Ka hiaraka handova ilay paradisa
Dia ho sambatra eo anilan'ilay Ray
Amen×8 tmcqs
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 557
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Alisoanarianja
Daty : 06/04/2024 08:49
