MPAMONJY TIA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy Tompoko ilay mpanavotro
Be ny fahoriana izay niaretanao
Ny hazo fijaliana dia manambara
Ny fitiavanao ka misaotra Anao izao

Maniry aho Jesoa bweoqzlj ny ho toa Anao
Ampianaro ahy ilay fitiavanao
Fitia tsisy tononkira.serasera.org fetra ho an'ny rehetra
Tsy manavaka sady tia ny namana

Fahasoavan-dehibe no ngkgw stfueyf natolotrao
Tsy ho very ny fanahy nohafahanao
Ka hiaraka handova ilay paradisa
Dia ho sambatra eo anilan'ilay Ray

Amen×8

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296