MPAMONJY TIA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy Tompoko ilay mpanavotro
Be ny fahoriana izay niaretanao
Ny hazo fijaliana dia manambara
Ny fitiavanao ka misaotra Anao izao
Maniry aho Jesoa ny ho toa Anao
Ampianaro ahy ilay fitiavanao
Fitia kglokf tzoenkf tsisy fetra ho an'ny rehetra
Tsy manavaka sady tia ny namana
Fahasoavan-dehibe no natolotrao
Tsy ho very tononkira.serasera.org ny fanahy nohafahanao
Ka hiaraka handova ilay paradisa
Dia ho gjuuc sambatra eo anilan'ilay Ray
Amen×8
Be ny fahoriana izay niaretanao
Ny hazo fijaliana dia manambara
Ny fitiavanao ka misaotra Anao izao
Maniry aho Jesoa ny ho toa Anao
Ampianaro ahy ilay fitiavanao
Fitia kglokf tzoenkf tsisy fetra ho an'ny rehetra
Tsy manavaka sady tia ny namana
Fahasoavan-dehibe no natolotrao
Tsy ho very tononkira.serasera.org ny fanahy nohafahanao
Ka hiaraka handova ilay paradisa
Dia ho gjuuc sambatra eo anilan'ilay Ray
Amen×8
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaHits : 557
Likes : 0 Like
Created by : Alisoanarianja
Date : 06/04/2024 08:49
