MIDERA AN'I JÉHOVAH (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miderà an'i Jehovah
Miantsoa ny anarany
Ataovy ho fantatra any qmcbxy
Amin'ny firenena tmicsj nvitduez ny asany
Mihirà ho Azy
Mankalazà Azy
Saino ny fahagagana rehetra ataony
Ataovy ho reharehanareo
Ny anarany masina
Aoka hifaly ny fo
Izay mitady tononkira.serasera.org Azy
Mitadiava Azy sy ny heriny
Katsaho mandrakariva ny tavany
Miderà an'i Jehovah
(Miantsoa Azy koa)
Mihirà ho Azy
(Mankalazà Azy)
Saintsaino anie ny fahagagana
(Saino anie ny fahagagana)
Ataovy ho reharehanareo
Ny anarany masina
Aoka hifaly ny fo
Izay mitady Azy
Miantsoa ny anarany
Ataovy ho fantatra any qmcbxy
Amin'ny firenena tmicsj nvitduez ny asany
Mihirà ho Azy
Mankalazà Azy
Saino ny fahagagana rehetra ataony
Ataovy ho reharehanareo
Ny anarany masina
Aoka hifaly ny fo
Izay mitady tononkira.serasera.org Azy
Mitadiava Azy sy ny heriny
Katsaho mandrakariva ny tavany
Miderà an'i Jehovah
(Miantsoa Azy koa)
Mihirà ho Azy
(Mankalazà Azy)
Saintsaino anie ny fahagagana
(Saino anie ny fahagagana)
Ataovy ho reharehanareo
Ny anarany masina
Aoka hifaly ny fo
Izay mitady Azy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 733
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mialimalalanomenarazafindrazak
Daty : 02/12/2022 19:50
