MIDERA AN'I JÉHOVAH (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miderà an'i JehovahMiantsoa ny anarany
Ataovy ho fantatra any
Amin'ny firenena ny asany
Mihirà ho Azy
Mankalazà Azy
Saino ny fahagagana rehetra ataony
Ataovy ho reharehanareo
Ny anarany masina
Aoka hifaly ny fo
Izay mitady Azy
Mitadiava Azy sy ny heriny
Katsaho mandrakariva ny tavany
Miderà an'i Jehovah
(Miantsoa Azy koa)
Mihirà ho Azy
(Mankalazà Azy)
Saintsaino anie ny fahagagana
(Saino anie ny fahagagana)
Ataovy ho reharehanareo
Ny anarany masina
Aoka hifaly ny fo
Izay mitady Azy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaHits : 349
Likes : 0 Like
Created by : mialimalalanomenarazafindrazak
Date : 02/12/2022 19:50