MIDERA AN'I JÉHOVAH (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miderà an'i Jehovah
Miantsoa ny anarany
Ataovy ho fantatra any
Amin'ny tononkira.serasera.org firenena ny asany
Mihirà ho Azy
Mankalazà Azy
Saino ny opcyftru fahagagana rehetra ataony
Ataovy ho reharehanareo
Ny celf anarany masina
Aoka hifaly ny fo
Izay mitady Azy
Mitadiava Azy sy ny heriny
Katsaho mandrakariva htmgjx ny tavany
Miderà an'i Jehovah
(Miantsoa Azy koa)
Mihirà ho Azy
(Mankalazà Azy)
Saintsaino anie ny fahagagana
(Saino anie ny fahagagana)
Ataovy ho reharehanareo
Ny anarany masina
Aoka hifaly ny fo
Izay mitady Azy
Miantsoa ny anarany
Ataovy ho fantatra any
Amin'ny tononkira.serasera.org firenena ny asany
Mihirà ho Azy
Mankalazà Azy
Saino ny opcyftru fahagagana rehetra ataony
Ataovy ho reharehanareo
Ny celf anarany masina
Aoka hifaly ny fo
Izay mitady Azy
Mitadiava Azy sy ny heriny
Katsaho mandrakariva htmgjx ny tavany
Miderà an'i Jehovah
(Miantsoa Azy koa)
Mihirà ho Azy
(Mankalazà Azy)
Saintsaino anie ny fahagagana
(Saino anie ny fahagagana)
Ataovy ho reharehanareo
Ny anarany masina
Aoka hifaly ny fo
Izay mitady Azy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVisites : 682
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mialimalalanomenarazafindrazak
Date : 02/12/2022 19:50
