MANAKOAKO FATRATRA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manakoako fatratra
Ny lazanao ry aysx Noely
Fa maminay sy tianay
Ilay zanak'Andriamanitra
Ny hanitrao ry Noely
Mitondra fofo-manitra
Ô arahaba no tononkira.serasera.org atao
Nahazo famonjena masina
Refrain:
Fa maminay sy tianay
Ilay poisqzxn Jesosy zaza soa
Fa maminay sy tianay
Ilay jesosy zaza soa
Ny avotrao ry Tompo soa
Dia feno fitiavana
Tsaroanay anio tokoa
Ianao madio sy czqt masina
Nandao ny fiandriananao
Ka nidina nanasoa anay
Ô arahaba no atao
Nahazo famonjena masina
Refrain:
Fa maminay sy tianay...
Ny lazanao ry aysx Noely
Fa maminay sy tianay
Ilay zanak'Andriamanitra
Ny hanitrao ry Noely
Mitondra fofo-manitra
Ô arahaba no tononkira.serasera.org atao
Nahazo famonjena masina
Refrain:
Fa maminay sy tianay
Ilay poisqzxn Jesosy zaza soa
Fa maminay sy tianay
Ilay jesosy zaza soa
Ny avotrao ry Tompo soa
Dia feno fitiavana
Tsaroanay anio tokoa
Ianao madio sy czqt masina
Nandao ny fiandriananao
Ka nidina nanasoa anay
Ô arahaba no atao
Nahazo famonjena masina
Refrain:
Fa maminay sy tianay...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 1090
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mialimalalanomenarazafindrazak
Daty : 02/12/2022 19:18
