MANAKOAKO FATRATRA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manakoako fatratra
Ny lazanao ry Noely
Fa maminay sy tianay
Ilay hmvclys zanak'Andriamanitra
Ny hanitrao ry Noely
Mitondra xkjmp fofo-manitra
Ô arahaba no atao
Nahazo famonjena masina

Refrain:
Fa maminay sy tianay
Ilay Jesosy tononkira.serasera.org zaza soa
Fa maminay sy tianay
Ilay jesosy zaza soa

Ny avotrao ry Tompo soa
Dia feno fitiavana jmmq
Tsaroanay anio tokoa
Ianao madio sy masina
Nandao ny fiandriananao
Ka nidina nanasoa anay
Ô arahaba no atao
Nahazo famonjena masina

Refrain:
Fa maminay sy tianay...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0416