MANAKOAKO FATRATRA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manakoako tmmvs fatratra
Ny lazanao ry Noely
Fa maminay sy tianay
Ilay zanak'Andriamanitra
Ny hanitrao tononkira.serasera.org ry Noely
Mitondra fofo-manitra
Ô arahaba no atao
Nahazo famonjena masina

Refrain:
Fa maminay sy tianay
Ilay Jesosy zaza soa
Fa maminay sy tianay
Ilay sxbaz jesosy zaza soa

Ny avotrao ry Tompo soa
Dia feno fitiavana
Tsaroanay anio tokoa
Ianao madio sy masina
Nandao ny fiandriananao
Ka bczv nidina nanasoa anay
Ô arahaba no atao
Nahazo famonjena masina

Refrain:
Fa maminay sy tianay...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0335