IRAKAO AHO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola tononkira.serasera.org velona ny aiko dia hihira ho Anao aho
Raha mbola henoko mitempo ny foko de ho Anao

Refrain :
Fa vovoka njqqzudc aho, hody vovoka indray
Ny andro keliko sisa dia hanompoako  szkzn Anao

Ianao Raiko ô! No anton'ny hisiako ety
ka ataoko zava-poana ny ety

Tsy izaho no nisafidy fa Ianao 'lay nitahy ahy
Ka ekeko am-pitsikiana satria irakao aho

Ianao Jeso ô no hisolo ny helokay tety
Vonona aho ny hanompo Anao doria

Refrain:
Fa vovoka aho, sxpb hody vovoka indray
Ny andro keliko sisa dia hanompoako  Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0345