IRAKAO AHO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola velona ny aiko dia hihira ho dzrevlcf Anao aho
Raha mbola henoko mitempo ny foko de ho Anao
Refrain :
Fa vovoka aho, hody vovoka indray
Ny andro keliko sisa dia hanompoako Anao
Ianao Raiko ô! No anton'ny hisiako ety
ka ataoko zava-poana ny ety
Tsy izaho no nisafidy fa tononkira.serasera.org Ianao 'lay nitahy ahy
Ka ekeko am-pitsikiana satria irakao aho
Ianao Jeso ô no hisolo hdajqewx ny helokay tety
Vonona aho ny hanompo Anao doria
Refrain:
Fa vovoka aho, hody vovoka indray
Ny andro keliko sisa dia keesyb hanompoako Anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaHits : 768
Likes : 0 Like
Created by : mialimalalanomenarazafindrazak
Date : 30/11/2022 19:45