IRAKAO AHO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola velona zgkpq ny aiko dia hihira ho Anao yardkvli aho
Raha mbola henoko mitempo ny foko de ho Anao
Refrain :
Fa vovoka aho, hody vovoka indray
Ny andro keliko sisa dia hanompoako Anao
Ianao Raiko wlykbwsm ô! No anton'ny hisiako ety
ka ataoko zava-poana ny ety
Tsy izaho no nisafidy fa Ianao 'lay nitahy ahy
Ka ekeko am-pitsikiana satria irakao aho
Ianao tononkira.serasera.org Jeso ô no hisolo ny helokay tety
Vonona aho ny hanompo Anao doria
Refrain:

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVisites : 767
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mialimalalanomenarazafindrazak
Date : 30/11/2022 19:45