INJAO MANAKO ERAN-TANY (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injao manako eran-tany
Fa fifaliana izany
Fa teraka ny mpamonjy
Ny mino ho voavonjy
Jesosy Tompo mpanjaka
No indro teraka
Andeha isika hitsaoka
Sy hihoby f'Izy no mesia
Nanavotra antsika ety
Miravoa sy wzhbldgs mifalia

Nandao ny lanitra koa
Nahafoy fonenana soa
Nanetri-tena cxwqzooi ny Tompo
Tonga ho mpanompo
Nidina ety an-tany
Nanaiky tononkira.serasera.org ho ambany
Kanefa Tompo lehibe
Zanaky fxcld ny avo Izy anie
Faly sy ravo izao ny fo
Ka misaotra ny Tsitoha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304