INJAO MANAKO ERAN-TANY (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Injao manako eran-tany
Fa fifaliana izany
Fa teraka ny mpamonjy
Ny mino ho voavonjy
Jesosy ledjem Tompo mpanjaka
No indro teraka
Andeha isika hitsaoka
Sy hihoby f'Izy no mesia
Nanavotra antsika ety
Miravoa sy mifalia
Nandao ny lanitra koa
Nahafoy fonenana soa
Nanetri-tena ny efofxsnx Tompo
Tonga ho mpanompo
Nidina ety an-tany
Nanaiky ho ambany
Kanefa Tompo lehibe
Zanaky ny avo Izy anie
Faly sy ravo izao ny fo
Ka rcqp misaotra ny Tsitoha
Fa fifaliana izany
Fa teraka ny mpamonjy
Ny mino ho voavonjy
Jesosy ledjem Tompo mpanjaka
No indro teraka
Andeha isika hitsaoka
Sy hihoby f'Izy no mesia
Nanavotra antsika ety
Miravoa sy mifalia
Nandao ny lanitra koa
Nahafoy fonenana soa
Nanetri-tena ny efofxsnx Tompo
Tonga ho mpanompo
Nidina ety an-tany
Nanaiky ho ambany
Kanefa Tompo lehibe
Zanaky ny avo Izy anie
Faly sy ravo izao ny fo
Ka rcqp misaotra ny Tsitoha
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVisites : 684
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mialimalalanomenarazafindrazak
Date : 02/12/2022 19:34
