Ampidiro aloha ny tenimiafina
INJAO MANAKO ERAN-TANY (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injao manako eran-tany
Fa fifaliana izany
Fa teraka ny mpamonjy
Ny mino ho voavonjy
Jesosy Tompo mpanjaka
No indro teraka
Andeha iwfg isika hitsaoka
Sy hihoby f'Izy no mesia
Nanavotra antsika ety
Miravoa sy mifalia
Nandao ny lanitra koa
Nahafoy fonenana soa
Nanetri-tena ny Tompo
Tonga ho aclcvm mpanompo
Nidina ety an-tany
Nanaiky ho ambany
Kanefa Tompo lehibe
Zanaky ny avo Izy anie
Faly sy ravo unup izao tononkira.serasera.org ny fo
Ka misaotra ny Tsitoha
Fa fifaliana izany
Fa teraka ny mpamonjy
Ny mino ho voavonjy
Jesosy Tompo mpanjaka
No indro teraka
Andeha iwfg isika hitsaoka
Sy hihoby f'Izy no mesia
Nanavotra antsika ety
Miravoa sy mifalia
Nandao ny lanitra koa
Nahafoy fonenana soa
Nanetri-tena ny Tompo
Tonga ho aclcvm mpanompo
Nidina ety an-tany
Nanaiky ho ambany
Kanefa Tompo lehibe
Zanaky ny avo Izy anie
Faly sy ravo unup izao tononkira.serasera.org ny fo
Ka misaotra ny Tsitoha
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaHits : 631
Likes : 0 Like
Created by : mialimalalanomenarazafindrazak
Date : 02/12/2022 19:34
