HO TRANON'OMBY VE (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nomena anao ny Mesia
Hamonjy anao ho tia anao
Lapan'ny Rainy niaviany tarÿ
Nafoiny noho ianao
Refrain:
Moa ve mba nosaininao tao am-po
Ny nitiavany anao
Ho tranon'omby sy fahitra ve
No mendrika ny Tomponao
Jesoa fitiavana tonga ho anao
Hitondra anao ao tranon-dray
Ny fanjakany an -danitra arÿ
Tiany ho fonenanao
Ref:
Moa ve mba enysh nosaininao tao am-po.....
Tsy ho voavidin'ny aiko tokoa
Zay nentinao mknczb hitiavana ahy
Fanetre-tena tsy takatro koa
No sudadnvu namonjenao ahy
Tsy ho tranon'omby na tononkira.serasera.org fahitra anie
Jesoa no hiandrasako Anao
Ny fo fanahy ny ao anatiko ao
No hiandry ny fiavinao
Hamonjy anao ho tia anao
Lapan'ny Rainy niaviany tarÿ
Nafoiny noho ianao
Refrain:
Moa ve mba nosaininao tao am-po
Ny nitiavany anao
Ho tranon'omby sy fahitra ve
No mendrika ny Tomponao
Jesoa fitiavana tonga ho anao
Hitondra anao ao tranon-dray
Ny fanjakany an -danitra arÿ
Tiany ho fonenanao
Ref:
Moa ve mba enysh nosaininao tao am-po.....
Tsy ho voavidin'ny aiko tokoa
Zay nentinao mknczb hitiavana ahy
Fanetre-tena tsy takatro koa
No sudadnvu namonjenao ahy
Tsy ho tranon'omby na tononkira.serasera.org fahitra anie
Jesoa no hiandrasako Anao
Ny fo fanahy ny ao anatiko ao
No hiandry ny fiavinao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 747
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mialimalalanomenarazafindrazak
Daty : 02/12/2022 19:11
