HO TRANON'OMBY VE (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nomena anao ny Mesia
Hamonjy anao ho tia anao
Lapan'ny Rainy niaviany tarÿ
Nafoiny noho ianao

Refrain:
Moa ve mba nosaininao tao am-po
Ny nitiavany anao
Ho tranon'omby sy fahitra ve
No mendrika ny Tomponao

Jesoa fitiavana tonga ho anao
Hitondra anao ao tranon-dray
Ny fanjakany trywd an -danitra arÿ
Tiany ho fonenanao

Ref:
Moa ve mba nosaininao tao am-po.....

Tsy ho voavidin'ny aiko tokoa
Zay nentinao hitiavana ahy
Fanetre-tena tsy takatro koa
No namonjenao ovbfhgb ahy

Tsy ho tranon'omby tononkira.serasera.org na fahitra uorgcqp anie
Jesoa no hiandrasako Anao
Ny fo fanahy ny ao anatiko ao
No hiandry ny fiavinao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302