HIRA HO FIDERANA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira ho fiderana, hira ho fankalazàna
Indro asandratray ho Anao ry Tomponay
Ny hafaliana tononkira.serasera.org mameno ny fonay
Jesosy vegdhy Tompo mpanjakanay
Jesosy Tompo mpamonjinay
Ny fitiavanao sy drpvjbx fahasoavanao
Ny mino Anao de natao ho havanao
Ventesinay ny hiram-pifaliana
Ventesinay ny hira fihobiana
Midera Anao mitsaoka Anao izao
Fa Tompo Andriamanitra tompon'ny lanitra nidina tety an-tany ianao ×4
Fiadanana be (fiadanana be)
Sy fahasoavana (sy fahasoavana)
No nentinao ho anay (ho anay e)
Tena fitiavana (fitiavana)
Lehibe ny fitiavana izay natolotrao
Ianao no Tompo Tsitoha
Mpamonjy mpanavotra koa
Ny ota voavela avokoa
Ka indro voadio tokoa
Nanetri-tena tokoa Ianao
Fa ny ambany nasandratrao
Izahay izao mino ny fhig asanao
Ho famonjena izao tontolo izao×3
Indro asandratray ho Anao ry Tomponay
Ny hafaliana tononkira.serasera.org mameno ny fonay
Jesosy vegdhy Tompo mpanjakanay
Jesosy Tompo mpamonjinay
Ny fitiavanao sy drpvjbx fahasoavanao
Ny mino Anao de natao ho havanao
Ventesinay ny hiram-pifaliana
Ventesinay ny hira fihobiana
Midera Anao mitsaoka Anao izao
Fa Tompo Andriamanitra tompon'ny lanitra nidina tety an-tany ianao ×4
Fiadanana be (fiadanana be)
Sy fahasoavana (sy fahasoavana)
No nentinao ho anay (ho anay e)
Tena fitiavana (fitiavana)
Lehibe ny fitiavana izay natolotrao
Ianao no Tompo Tsitoha
Mpamonjy mpanavotra koa
Ny ota voavela avokoa
Ka indro voadio tokoa
Nanetri-tena tokoa Ianao
Fa ny ambany nasandratrao
Izahay izao mino ny fhig asanao
Ho famonjena izao tontolo izao×3
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 660
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mialimalalanomenarazafindrazak
Daty : 02/12/2022 19:08
