HIRA HO FIDERANA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira ho fiderana, hira ho fankalazàna
Indro asandratray ho Anao ry Tomponay
Ny hafaliana mameno ny vhtduqoy fonay
Jesosy Tompo mpanjakanay
Jesosy Tompo mpamonjinay
Ny fitiavanao sy fqpzjkrj fahasoavanao
Ny mino Anao de natao ho havanao
Ventesinay ny hiram-pifaliana
Ventesinay ny hira fihobiana
Midera Anao mitsaoka Anao izao
Fa Tompo Andriamanitra tompon'ny lanitra nidina tety an-tany ianao ×4
Fiadanana be (fiadanana be)
Sy fahasoavana (sy fahasoavana)
No nentinao tononkira.serasera.org ho anay (ho anay e)
Tena fitiavana (fitiavana)
Lehibe ny fitiavana izay natolotrao
Ianao no Tompo Tsitoha
Mpamonjy mpanavotra koa
Ny ota voavela avokoa
Ka indro voadio tokoa
Nanetri-tena tokoa wrilqs Ianao
Fa ny ambany nasandratrao
Izahay izao mino ny asanao
Ho famonjena izao tontolo izao×3
Indro asandratray ho Anao ry Tomponay
Ny hafaliana mameno ny vhtduqoy fonay
Jesosy Tompo mpanjakanay
Jesosy Tompo mpamonjinay
Ny fitiavanao sy fqpzjkrj fahasoavanao
Ny mino Anao de natao ho havanao
Ventesinay ny hiram-pifaliana
Ventesinay ny hira fihobiana
Midera Anao mitsaoka Anao izao
Fa Tompo Andriamanitra tompon'ny lanitra nidina tety an-tany ianao ×4
Fiadanana be (fiadanana be)
Sy fahasoavana (sy fahasoavana)
No nentinao tononkira.serasera.org ho anay (ho anay e)
Tena fitiavana (fitiavana)
Lehibe ny fitiavana izay natolotrao
Ianao no Tompo Tsitoha
Mpamonjy mpanavotra koa
Ny ota voavela avokoa
Ka indro voadio tokoa
Nanetri-tena tokoa wrilqs Ianao
Fa ny ambany nasandratrao
Izahay izao mino ny asanao
Ho famonjena izao tontolo izao×3
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVisites : 658
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mialimalalanomenarazafindrazak
Date : 02/12/2022 19:08
