HIRA HO FIDERANA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira ho fiderana, hira ho fankalazàna
Indro johafmdg asandratray ho Anao ry Tomponay
Ny hafaliana mameno ny fonay
Jesosy Tompo mpanjakanay
Jesosy Tompo mpamonjinay
Ny fitiavanao tononkira.serasera.org sy fahasoavanao
Ny mino Anao de natao ho havanao
Ventesinay ny sjldnzxt hiram-pifaliana
Ventesinay ny hira fihobiana
Midera Anao mitsaoka Anao izao
Fa Tompo Andriamanitra tompon'ny lanitra nidina tety an-tany ianao ×4
Fiadanana be (fiadanana be)
Sy fahasoavana (sy fahasoavana)
No nentinao ho anay (ho sqiseqyz anay e)
Tena fitiavana (fitiavana)
Lehibe ny fitiavana izay natolotrao
Ianao no Tompo Tsitoha
Mpamonjy mpanavotra koa
Ny ota voavela avokoa
Ka indro voadio tokoa
Nanetri-tena tokoa Ianao
Fa ny ambany nasandratrao
Izahay izao mino ny asanao
Ho famonjena izao tontolo izao×3
Indro johafmdg asandratray ho Anao ry Tomponay
Ny hafaliana mameno ny fonay
Jesosy Tompo mpanjakanay
Jesosy Tompo mpamonjinay
Ny fitiavanao tononkira.serasera.org sy fahasoavanao
Ny mino Anao de natao ho havanao
Ventesinay ny sjldnzxt hiram-pifaliana
Ventesinay ny hira fihobiana
Midera Anao mitsaoka Anao izao
Fa Tompo Andriamanitra tompon'ny lanitra nidina tety an-tany ianao ×4
Fiadanana be (fiadanana be)
Sy fahasoavana (sy fahasoavana)
No nentinao ho anay (ho sqiseqyz anay e)
Tena fitiavana (fitiavana)
Lehibe ny fitiavana izay natolotrao
Ianao no Tompo Tsitoha
Mpamonjy mpanavotra koa
Ny ota voavela avokoa
Ka indro voadio tokoa
Nanetri-tena tokoa Ianao
Fa ny ambany nasandratrao
Izahay izao mino ny asanao
Ho famonjena izao tontolo izao×3
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaHits : 659
Likes : 0 Like
Created by : mialimalalanomenarazafindrazak
Date : 02/12/2022 19:08
