Fanomezana (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Natolotrao ho anay ny zanakao ry tnuonmf Rainay
Fa tianao ny olonao nafoinao tononkira.serasera.org hamonjy anay
Ilay zanakao malalanao Ray misaotra Anao
Noho ny fitiavanao ny olonao
2-Tsy takatray ry Rainay ny fitondranao anay
Koa hanjakao ny fiainanay fa ao aminao irery
No hitoeran'ny fiadanam-po Ray misaotra Anao
Noho ny fitiavanao ny olonao
Jesosy ilay mpamonjy anay
Asandratray ny anaranao Kristy Tompo be fitia
Ny voninahitra ho Anao mhrqc
Izao rehetra izao dia mankalaza ssbwxi Anao Kristy
Fanomezan'ilay Ray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 354
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Alisoanarianja
Daty : 05/04/2025 15:51