Fanomezana (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Natolotrao ho anay ny zanakao ry Rainay
Fa tianao ny olonao nafoinao hamonjy anay
Ilay zanakao malalanao tononkira.serasera.org Ray misaotra Anao
Noho ny fitiavanao ny olonao
2-Tsy takatray ry Rainay ny fitondranao anay
Koa hanjakao ny fiainanay fa ao aminao irery
No jtza hitoeran'ny fiadanam-po Ray misaotra mgbiueg Anao
Noho ny fitiavanao ny olonao
Jesosy ilay mpamonjy anay
Asandratray ny anaranao Kristy Tompo be fitia
Ny voninahitra ho Anao
Izao rehetra izao dia mankalaza Anao Kristy
Fanomezan'ilay Ray
aetl

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaHits : 354
Likes : 0 Like
Created by : Alisoanarianja
Date : 05/04/2025 15:51