Fanomezana (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org 1-Natolotrao jfrhyvmy ho qybs anay ny zanakao ry Rainay
Fa tianao yfxk ny olonao nafoinao hamonjy anay
Ilay zanakao malalanao Ray misaotra Anao
Noho ny fitiavanao ny olonao
2-Tsy takatray ry Rainay ny fitondranao anay
Koa hanjakao ny fiainanay fa ao aminao irery
No hitoeran'ny fiadanam-po Ray misaotra Anao
Noho ny fitiavanao ny olonao
Jesosy ilay mpamonjy anay
Asandratray ny anaranao Kristy Tompo be fitia
Ny voninahitra ho Anao
Izao rehetra izao dia mankalaza Anao Kristy
Fanomezan'ilay Ray

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVisites : 353
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Alisoanarianja
Date : 05/04/2025 15:51