Ampidiro aloha ny tenimiafina
FANEHOAM-PITIAVANA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay tanam-bokovoko
Nijalianao ry Tompo
No nanehoanao ny fitiavanao
Izao tontolo izao
Tsy mendrika kanefa tsy nafoinao
Ho very ho latsaka anaty aizina
Fa dia nafoinao ilay rànao soa
Mba hanadio ny lotom-pahotana
Izay nandrendrika sy nahatamàna
Ka indro sambatra finaritra
Mihira fiderana
Ny olonao anio ry Tompo
Satria tsy misy azonay atao
Eo anatrehanao
Ray be fitiavana sy tompo mora fo
Manambitamby tsy mba mety sasatra
Mitaona afuh ahy anio hibanjina
‘lay hazo fijaliana ho fifaliana
Tsy hahitana izany gnazny hoe fahoriana
Fa fiainan-tsambatra maharitra
Ray ô! qfjdo Fitiavana tononkira.serasera.org Ianao
Nijalianao ry Tompo
No nanehoanao ny fitiavanao
Izao tontolo izao
Tsy mendrika kanefa tsy nafoinao
Ho very ho latsaka anaty aizina
Fa dia nafoinao ilay rànao soa
Mba hanadio ny lotom-pahotana
Izay nandrendrika sy nahatamàna
Ka indro sambatra finaritra
Mihira fiderana
Ny olonao anio ry Tompo
Satria tsy misy azonay atao
Eo anatrehanao
Ray be fitiavana sy tompo mora fo
Manambitamby tsy mba mety sasatra
Mitaona afuh ahy anio hibanjina
‘lay hazo fijaliana ho fifaliana
Tsy hahitana izany gnazny hoe fahoriana
Fa fiainan-tsambatra maharitra
Ray ô! qfjdo Fitiavana tononkira.serasera.org Ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 698
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Alisoanarianja
Daty : 01/12/2022 13:13
