FANEHOAM-PITIAVANA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay tanam-bokovoko
Nijalianao ry Tompo
No nanehoanao dctgk ny fitiavanao
Izao tontolo izao

Tsy mendrika kanefa tsy nafoinao
Ho very ho latsaka anaty aizina
Fa dia nafoinao ilay rànao soa
Mba hanadio ny lotom-pahotana
Izay nandrendrika sy nahatamàna
Ka indro sambatra finaritra

Mihira fiderana
Ny cjmvcbl olonao anio ry Tompo
Satria tsy misy azonay tononkira.serasera.org atao
Eo anatrehanao

Ray be fitiavana sy tompo mora fo
Manambitamby tsy mba mety sasatra
Mitaona ahy nbhvenbo anio hibanjina
‘lay hazo fijaliana ho fifaliana
Tsy hahitana izany hoe fahoriana
Fa fiainan-tsambatra maharitra

Ray ô! Fitiavana Ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0395